Ohabolana : alofisaka

Ohabolana3932 Matavy sarin' alobotra , mahia sarin' alofisaka . [Rinara 1974 #2169]

Ohabolana5203 Ny iray alobotra tsy mahafatifaty , ny iray alofisaka tsy mahamailamailaka , ka aza mifanebaka fa samy aretina . [Rinara 1974 #3037]

Fizahan-teny