Ohabolana : amandotra

Ohabolana8014 Valavo nitety amandotra : tsy mbola dila ny lohany ka mikiokioka . [Samson 1965 #V63]
Valavo nitety amandotra : tsy mbola dila ñy lohany koza ka mikiokioka . [Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Voalavo nitety mandotra: tsy mbola afaky ny lohany akory ka mikiakiaka. [Houlder 1895]

Fizahan-teny