Ohabolana : amatorana

Ohabolana4628 Mpialin-drafia nahazo mpangalatra : vonona raha hamatorana . [Samson 1965 #M141]
Mpialin-drafia nahazo mpangalatra : voñona hafatotra hamatorana . [Houlder 1895]
Mpivaro-drofia nahazo mpangalatra , ka vonona ny tady hamatorana . [Rinara 1974 #2637]
Mpivaro-drofia nahazo mpangalatra : vonona ny kofehy hamatorana . [Veyrières 1913 #4307, Cousins 1871 #1998]
Fanazavana malagasy Mpaka rofia nahazo mpangalatra: vonona ny kofehy hamatorana. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Quand un marchand de raphia arrête un voleur, il a le lien tout prêt pour le garrotter. [Veyrières 1913 #4307]

Ohabolana6459 Salaka namatorana osy , ny osy lasa , ny salaka tapaka . [Rinara 1974 #3824, Cousins 1871 #2842]

Fizahan-teny