Ohabolana : ambakiloha

Ohabolana6387 Sadiadiaka natao ambakiloha : manano raha tsy itoviana amin’ olona . [Samson 1965 #S22]
Sadiadiaka natao ambakiloha : mañano raha tsy hitoviana amin' olona . [Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Sadiadiaka natao am-bakiloha: manao zavatra tsy itoviana amin' olona. [Houlder 1895]

Fizahan-teny