Ohabolana : ambanana

Ohabolana160 Akondro ambanana antsy : mihatra raha ela. [Rinara 1974]
Akondro ambanan' antsy : mihatra raha ela. [Veyrières 1913 #2581, Cousins 1871 #69]
Dikanteny frantsay Bananier menacé du couteau : il finit par être atteint. [Veyrières 1913 #2581]
Fanazavana frantsay Le malheur finit par atteindre ceux qui le cherchent. [Veyrières 1913 #2581]

Fizahan-teny