Ohabolana : ambenana | |||||||||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | 7007 | Tentena nambenan’ ankoma : raha bitika be raha miambina . [Samson 1965 #T61]
Tentèña ambenan' akoma : raha bitika be raha miambina . [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsintsina ambenan' akôma: zavatra kely ambenan' ny lehibe. + Akoma: bibilava goaibe. [Houlder 1895] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||||||||||||
![]() |