Ohabolana : ambina

Ohabolana5699 Ny vava tsy ambina no ahitan-doza ; ny tongo-dava no ahitan-kanina . [Cousins 1871]
Vava tsy ambina hahitan-doza , ary tongo-dava hahitan-kanina . [Veyrières 1913 #4847]
Dikanteny frantsay Bouche mal gardée trouvera malheur, pieds longs trouveront des vivres. [Veyrières 1913 #4847]
Fanazavana frantsay Le sens est que les coups de langue souvent coûtent cher, mais que le travail et le commerce font vivre. [Veyrières 1913 #4847]

Ohabolana8135 Vava tsy ambina : amoizan' olon-tiana . [Rinara 1974 #4906]

Fizahan-teny