Ohabolana : Amboantany

Ohabolana4169 Mihanfon-kariva ohatra ny salakan' Amboantany . [Houlder 1895]
Mihanton-kariva hoatry ny salakan' Amboantany . [Veyrières 1913 #1838]
Mihanton-kariva , ohatrany salakan' Amboantany . [Cousins 1871]
Mihanton-kariva , sahala amin' ny salakan' Amboantany . [Rinara 1974 #2316]
Dikanteny frantsay Qu' on suspend vers le soir comme les pagnes d' Amboantany. [Houlder 1895]
Suspendu le soir, comme le salaka à ceindre les reins d'Amboantany. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Déposer ses habits avant d' avoir terminé son ouvrage. [Houlder 1895]
Se disait des gens qui ne trouvaient que tard le repos et le respect. [Veyrières 1913 #1838]

Fizahan-teny