Ohabolana : Amboara

Ohabolana2190 Fotsy ratsy tahaka ny zanak' Amboara . [Rinara 1974 #1208]
Fotsy ratsy , toy ny zanak’ Amboara . [Veyrières 1913 #1504, Cousins 1871 #986]
Dikanteny frantsay D' un blanc sale comme les enfants d' Amboara. [Veyrières 1913 #1504]
Fanazavana frantsay Les enfants de cette contrée avaient cette réputation. [Veyrières 1913 #1504]

Fizahan-teny