Fizahan-teny

Ohabolana : Ambohidempona

Ohabolana Miala Ankatso ka Ambohidempona. [Nicol 1935 #369]
Miala ao Ankatso, ka ao Ambohidempona. [Cousins 1871 #1713]
Dikanteny frantsay Tomber de Charybde en Scylla. [Nicol 1935 #369]

Fizahan-teny