Ohabolana : ambolena

Ohabolana682 Asan’ ilay kamo: indroa amby ny folo no mila-tsafea (an-tsaha ) vao misy kely hambolena . [Cousins 1871]
Asan’ilay kamo : indroa ambin’ ny folo no milatsaka an-tsaha vao misy kely ambolena . [Nicol 1935]
Asan' ilay kamo : indroa ambin' ny folo no milatsaka vao misy kely hambolena . [Veyrières 1913 #3890]
Dikanteny frantsay Travail de paresseux : il faut qu' il descende douze fois dans son champ pour avoir un lopin de terre à ensemencer. [Veyrières 1913 #3890]
Travail de paresseux : il lui faut douze voyages à son champ avant de commencer à planter quelque chose. [Nicol 1935 #183]

Ohabolana5391 Ny nambolena tsy naniry, ny nasosoka maty maso . [Samson 1965 #N10, Cousins 1871]

Ohabolana8261 Voantango no nambolena , ka voanketsihetsy no naniry. [Veyrières 1913 #3781, Rinara 1974 #324, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay On a planté des melons, et ce sont des pastèques sauvages qui ont poussé. [Veyrières 1913 #3781]
Fanazavana frantsay Se disait d'un travail peu rémunérateur. [Veyrières 1913]

Fizahan-teny