Fizahan-teny

Ohabolana : Ambositra

Ohabolana 1Be resaka ohatra an' Ambositra, fa tsy hahalafo an' Ambohinamboarina. [2.558 #885, 1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa na mahay miteny sy be resaka aza ianao, dia tsy ho voambaka akory ny hafa. [1.1]

Fizahan-teny