Ohabolana : ampango

Ohabolana364 Ampango tsy indroa manitra . [Samson 1965]

Ohabolana3169 Lemaro tsy tek’ ampango : tsy nanan’ ela. [Samson 1965 #L45]

Ohabolana4231 Mikoan' ny nahiny ohatra ny ampango tra-maraina . [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza ny zavatra rehetra mianjera ho azy rehefa tonga ny fotoany na dia tsy nisy nampianjera aza. [Rajemisa 1985]
Miala ho azy amin' ny nahim-pony fa tsy ilaina esorina akory rehefa tonga ny fotoanany. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny