Ohabolana : anafahana

Ohabolana8336 Vorivorin-kena nahafahana vavoniny : lehibe, fa fohy. [Rinara 1974 #5032, Cousins 1871 #3739]
Vorivorin-kena nanafahana vavoniny : lehibe fa fohy . [Veyrières 1913 #4653]
Dikanteny frantsay Estomac de boeuf dont on a enlevé la caillette : c' est gros, mais c' est court. [Veyrières 1913]

Fizahan-teny