Fizahan-teny

Ohabolana : anatoana

Ohabolana 1Aza arian-davitra ohatra ny vilanibe nanatoana. [1.1]
Tsy azo arian-davitra hoatry ny vilanibe nanatoana. [2.415 #5481]
Fanazavana malagasyEnti-miangavy tsy hanary ny olona nahitana soa na dia efa antitra sy tsy ilaina intsony ara izy. [1.1]
Dikanteny frantsayQu' il ne faut pas rejeter au loin, comme on rejette la grande marmite qui a servi à la teinture. [2.415 #5481]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas oublier les bienfaiteurs. [2.415 #5481]

Ohabolana 2Vilanibe nanantoana : na vaky sy torotoro aza, tsy arian-davitra loatra fa namela soa. [2.558 #4946]
Vilanibe nanatoana: ka na dia vaky sy torotoro aza, aza arian-davitra loatra, fa namela soa ho anareo izy. [2.165 #588]
Vilanibe nanatoana: na dia vaky torotoro aza aza arian-davi-doatra, fa namela soa ho anareo. [2.653 #3675, 2.974 #313]
Dikanteny frantsayGrande marmite qui a longtemps servi : fût-elle réduite en miettes, ne la jetez pas au loin, car elle vous a fait du bien. [2.974 #313]
Une marmite à teinture; quand même elle est cassée et en morceaux ne la jetez pas trop loin, car elle vous a rendu service. [2.165]

Fizahan-teny