Fizahan-teny

Ohabolana : andadiana

Ohabolana 1Raha izaho manjoko indray no handadiana, dia ho voahitsaka hianao. [2.558 #3585]
Raha izaho manjoko no andadiana, voahitsaka hianao. [2.165 #798]
Dikanteny frantsaySi vous rampez sur moi qui suis courbé, c' est vous qui serez piétiné. [2.165]

Fizahan-teny