Ohabolana : andaniana | |||||||||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | 2304 | ||||||||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | 6150 | Raha sery ho Raha sery ho vitan' ny anamalaho ihany, nahoana no mitady vantotr' akoho ho sahirana ? [Veyrières 1913 #2822] Raha sery vitan' anamalaho , aza amonoana Sery vitan' anamalaho ka handaniana vantotr' akoho . [Rajemisa 1985] Sery vitan' ny anamalaho , ka no hamonoana | |||||||||||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Nampiasain' ny Ntaolo ho ody sery ny anamalaho noho izy mafanafana ka raha mbola misy anamalaho koa, naleony nitsitsy nanao ro misy anamalaho toy izay namono vantotr' akoho. [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si c'est un rhume que la plante anamalaho peut guérir, pourquoi chercher un poulet et se donner tant de peine? [Veyrières 1913 #2822] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut proportionner les remèdes aux maux à guérir. [Veyrières 1913 #2822] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||||||||||||
![]() |