Ohabolana : andevom-behivavy

Ohabolana7701 Tsy mety raha mitaraikiraiky , sahala amin' ny andevom- -behivavy . [Rinara 1974 #4650]
Tsy mety raha mitaraikiraiky , toy ny andevom-behivavy . [Cousins 1871 #3467]

Fizahan-teny