Ohabolana : andoavana | |||||||||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | 2787 | Kabaro tsy hefaina tsy andoavana andevo antitra . [Samson 1965 #K4]
Kabaro tsy | |||||||||||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Kabary tsy efa tsy andoavana andevo antitra. [Houlder 1895] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | 6772 | Taizan' amboabe , ka ny tsy vokin' ny nono andoavana . [Rinara 1974 #4000]
Taizan' amboabe : ny tsy voky ny nono andoavana . [Cousins 1871 #2978] | |||||||||||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||||||||||||
![]() |