Ohabolana : andrahoina

Ohabolana4744 Nahoana no hena tsara no handrahoina ka kitay fakoina no zahana ? [Rinara 1974]
Nahoana no hena tsara no hohandroina , ka dia kitay fakoina no tadiavina ? [Veyrières 1913 #4540, Cousins 1871 #2043]
Dikanteny frantsay Pourquoi, lorsqu' on a une bonne viande à faire cuire, aller chercher des détritus ramassés partout, au lieu de paille à brûler ? [Veyrières 1913 #4540]
Fanazavana frantsay Par paresse ou économie mal entendue, on risque d' avoir une viande mal cuite. [Veyrières 1913 #4540]

Ohabolana5488 Ny roatra fotsy ihany na mena aza ny vary nandrahoina . [Rinara 1974 #207]

Ohabolana5735 Ny volo : ahandroina , tsy masaka ; atono , levona . [Veyrières 1913 #4559]
Ny volo : ahandroina tsy masaka , atono mora foana . [Rinara 1974 #3369]
Ny volo : andrahoina , tsy masaka ; atono , levona . [Cousins 1871 #2492]
Dikanteny frantsay Cheveux et plumes : si on les fait cuire, ça ne cuit pas ; si on les fait griller, cela se consume. [Veyrières 1913 #4559]
Fanazavana frantsay Bon à rien. [Veyrières 1913 #4559]

Ohabolana5942 Patsa no andrahoina , ka kitay aiditr' olon-droa no tadiavina . [Rinara 1974 #224]

Fizahan-teny