Fizahan-teny

Ohabolana : andrahoina

Ohabolana 1Nahoana no hena tsara no handrahoina ka kitay fakoina no zahana ? [2.558]
Nahoana no hena tsara no hohandroina, ka dia kitay fakoina no tadiavina ? [2.415 #4540, 2.653 #2043]
Dikanteny frantsayPourquoi, lorsqu' on a une bonne viande à faire cuire, aller chercher des détritus ramassés partout, au lieu de paille à brûler ? [2.415 #4540]
Fanazavana frantsayPar paresse ou économie mal entendue, on risque d' avoir une viande mal cuite. [2.415 #4540]

Ohabolana 2Ny roatra fotsy ihany na mena aza ny vary nandrahoina. [2.558 #207]

Ohabolana 3Ny volo : ahandroina, tsy masaka ; atono, levona. [2.415 #4559]
Ny volo : ahandroina tsy masaka, atono mora foana. [2.558 #3369]
Ny volo : andrahoina, tsy masaka; atono, levona. [2.653 #2492]
Dikanteny frantsayCheveux et plumes : si on les fait cuire, ça ne cuit pas ; si on les fait griller, cela se consume. [2.415 #4559]
Fanazavana frantsayBon à rien. [2.415 #4559]

Ohabolana 4Patsa no andrahoina, ka kitay aiditr' olon-droa no tadiavina. [2.558 #224]

Fizahan-teny