Fizahan-teny

Ohabolana : andraikitra

Ohabolana 1Lamba, hono: ka raha vao, dia rehareha; madio, dia voninahitra; tonta, dia adidinao ; rovitra, dia andraikitrao. [2.653 #1304, 2.974 #265]
Dikanteny frantsayComme le lamba: neuf, c’est une parure; propre, c’est une gloire ; usé, c’est une charge ; déchiré, c’est une honte. [2.974 #265]

Ohabolana 2"Veloma" tsy mba adidy: sakafo lany tsy mba andraikitra. [2.165 #146]
Dikanteny frantsayLe "au revoir" n' est pas un blâme, un repas pris n' est pas une responsabilité (ce sont des choses passées). [2.165]

Fizahan-teny