Fizahan-teny

Ohabolana : andramana

Ohabolana 1Aza atao mangidy tsy andramana. [2.558 #410]
Aza atao mangidy tsy andramana toy ny hentona. [2.415 #6211, 2.653 #359, 1.1]
Nahoana no atao mangidy tsy andramana ? [2.558 #2665]
Fanazavana malagasyMazàna no rakotra molaly ny hentona, ary ny molaly malaza ho mangidy, ka raha vao mijery ny hentona fotsiny dia milaza azy hoe mangidy ny olona na dia tsy nanandrana akory aza. [1.1]
Dikanteny frantsayNe dites pas que c' est amer sans l' avoir goûté, comme ce qui est cher. [2.415 #6211]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas se décourager avant de s' être rendu compte. [2.415 #6211]

Fizahan-teny