Ohabolana : andrenesana

Ohabolana7561 Tsy mandre sa mandre ilany, no mitondra teny tanora . [Rinara 1974 #4531]
Tsy mandre , sa tailana andrenesana , no mitondra teny tanora ? [Veyrières 1913 #4840, Cousins 1871]
Tsy nandre , sa tailana nandrenesana , no mitondra teny tanora ? [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay N' avez-vous pas entendu, ou avez-vous entendu de travers, que vous apportiez un message qui n' est pas clair? [Houlder 1895]
N' entend-on pas, ou entend-on de travers, pour rapporter des paroles inconsidérées ? [Veyrières 1913 #4840]

Fizahan-teny