Ohabolana : Andriamanantena

Ohabolana5087 Ny fasana Andriamanantena ary ny olona Andrianantenaina . [Rinara 1974 #2972]
Ny fasana , Andriamanantena ; fa ny olona kosa, Andrianantenaina . [Veyrières 1913 #2897, Houlder 1895]
Dikanteny frantsay La tombe attend (litt. espère), et ce sont les hommes quelle attend. [Houlder 1895 #2130]
Le tombeau est celui qui attend ; les hommes sont ceux qui sont attendus. [Veyrières 1913 #2897]

Fizahan-teny