Fizahan-teny

Ohabolana : Andriantiazaza

Ohabolana Hono, ry andrian-tsy vahoaka: ny ombilahy va no miady, fa ny vato be no mikorontana ? Tsy ny vato no mikorontana, tsy ny ombilahy no miady, fa Andriantiazaza no maty. [Cousins 1871 #1099]

Ohabolana Tsy ny vato be no mikorontana, tsy ny ombalahy no miady, fa Andriantiazaza no maty, ka vory ny lafy valo. [Rinara 1974]
Vatobe mikorontana, ny ombalahy miady, nefa nafoiko fa Andriantiazaza no halevina. [Rinara 1974 #4888]

Fizahan-teny