Ohabolana : Andringitra

Ohabolana89 Akanga diso an’ Andringitra : ny tenabe no aty, fa ny fo mametsovetso any ihany. [Nicol 1935 #46, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Pintade qui a franchi l' Andringitra : son corps est ici, mais son cœur ne parle que du pays lointain. [Nicol 1935]

Ohabolana357 Ampanga diso an' Andringitra : herintaona ngarangidina ka tovon-tanana ihany. [Rinara 1974]
Ampanga diso an’ Andringitra : herintao-ngarangidina , ka tovo-tanana ihany. [Cousins 1871]

Ohabolana493 Andringitra anie ka saro-javatra : ny zavatra moa no haninona fa hianao no tia katsakatsaka . [Rinara 1974]
Andringitra anie koa saro-javatra : ny zavatra moa no haninona , fa hianao no tia katsakatsaka . [Veyrières 1913 #66, Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Comme c' est l' Andringitra, il est dangereux à cause des esprits; pourtant ils ne vous feraient rien si vous n' y alliez rôder (.... ce qui peut-être les dérange). [Houlder 1895]
Montagne Andringitra dont le séjour est impossible à cause des esprits : les esprits ne feraient rien, c' est vous qui cherchez le danger. [Veyrières 1913 #66]
Fanazavana frantsay C. à. d. c' est vous qui vous exposez volontairement au danger; l'Andringitra est une montagne au nord-ouest de Tananarive, qu' on dit hantée par les esprits des Vazimba, les premiers habitants du pays. [Houlder 1895]
Il ne faut pas s'exposer au ressentiment des Vazimba qui hantent l'Andringitra, au nord-ouest de Tananarive. [Veyrières 1913 #66]

Ohabolana5964 Rafotsibe maka voafotsy ka ny maso any Andringitra ihany. [Rinara 1974 #3507]
Rafotsibe nivaro-boafotsy : ny mividy tsy hita, fa ny maso Andringitra ihany. [Veyrières 1913 #1920, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Marchande de voafotsy : elle ne voit pas les acheteurs, car ses yeux regardent la montagne Andringitra. [Veyrières 1913 #1920]
Fanazavana frantsay Elle est dans la lune ; le voafotsy est un arbuste avec les feuilles duquel on fait une boisson. [Veyrières 1913 #1920]

Fizahan-teny