Ohabolana : androsoana

Ohabolana4426 Mitomoetra amin' ny olon-kendry Andrianampoinimerina , manana an-dRahagamainty mpihevitra mahalala ny handrosoana sy ny hihemorana . [Veyrières 1913 #6076]
Dikanteny frantsay Le roi Andrianampoinimerina a auprès de lui un sage conseiller, Hagamainty, qui sait quand il faut avancer ou reculer. [Veyrières 1913 #6076]
Fanazavana frantsay Paroles historiques. [Veyrières 1913 #6076]

Fizahan-teny