Ohabolana : angatra

Ohabolana169 Akondro mahia latsaka an-doha sola : ny mahia manangatra ny matoy. [Samson 1965 #A32]
Akondro mahia latsaka an-doha sola: ñy tsy matoy mañangatra ñy matoy. [Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Akondro (ny voany) mahia latsaka an-doha sola: ny tanora indray no mamoafady ny antitra. [Houlder 1895]

Ohabolana1579 Bakobako miharo amin' angatra ; niharo ñy raha samby raha. [Houlder 1895]
Bakobako niharo amin’ angatra : niharo ny raha samy raha. [Samson 1965 #B2]
Fanazavana malagasy Bakobako niharo amin' angatra, tafaharo samy loza. + (1) Bakobako. Biby lehibe ratsy tarehy izay heverin' ny Malagasy ho nisy taty Madagasikara (lalomena?) (2) Angatra (Hova)=Ambiroa. [Houlder 1895]

Ohabolana3159 Lelafin' angatra . [Veyrières 1913 #78]
Dikanteny frantsay Les cheveux qui tombent prématurément, c' est qu' ils ont été léchés par les esprits et sont emportés par eux. [Veyrières 1913 #78]
Fanazavana frantsay Croyance superstitieuse. [Veyrières 1913 #78]

Ohabolana5798 Olona tsy mataho-tody aman' angatra . [Veyrières 1913 #3057]
Dikanteny frantsay C' est une personne qui ne craint pas que les esprits se vengent de sa mauvaise conduite. [Veyrières 1913 #3057]
Fanazavana frantsay Un éhonté, un cynique. [Veyrières 1913 #3057]

Ohabolana7386 Tsara fa tsy angatra . [Veyrières 1913 #5967]
Dikanteny frantsay Dont on ne peut nier la bonté sans mentir. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Il ne faut pas pousser la bonté jusqu'à la faiblesse : on y perd toute autorité. [Veyrières 1913]

Fizahan-teny