Ohabolana : angivy

Ohabolana4209 Mikantoy valana karaha ron' angivy . [Samson 1965 #M114]

Ohabolana6359 Ron’ angivy : tsy madilo asetra . [Samson 1965 #R47]

Ohabolana8185 Viavy voan’ angivy : fangalàna ny zanahy . [Samson 1965 #V50]

Ohabolana8255 Voan’ angivy ny olombelona : tsy miarak’ antitra . [Samson 1965 #V71]

Fizahan-teny