Ohabolana : angolangola

Ohabolana421 Andevolahy mampirafy : tsy haitraitra , tsy angolangola , fa ny kibo tsy feno. [Veyrières 1913 #516, Cousins 1871 #184]
Dikanteny frantsay Esclave qui prend deux femmes : ce n' est ni caprice ni passion, mais c' est qu' il n' a pas le ventre plein. [Veyrières 1913 #516]
Fanazavana frantsay Il prend deux femmes pour les avoir à son service. [Veyrières 1913 #516]

Ohabolana544 Angolangolako eo imasonao, fa raha takona anao fo hijaly . [Houlder 1895]
Angolangolako eo imasonao, fa raha takona anao foi-jaly . [Veyrières 1913 #5325]
Angolangolako eo imasonao, fa raha takona anao fo mijaly . [Rinara 1974 #265]
Dikanteny frantsay Bien traité en votre présence, mais abandonné quand vous n' êtes plus là. [Veyrières 1913 #5325]
Tant que je suis auprès de vous, j' ai des caprices (que vous me passez); mais quand je serai loin, j' aurai à souffrir. [Houlder 1895]

Ohabolana4355 Misotro rano an-tanam-bazo : tsy hetaheta fa angolangola . [Veyrières 1913 #1417, Rinara 1974 #2420]
Sotro-rano an-tanam-bady : tsy hetaheta fa angolangola . [Cousins 1871 #2945]
Sotro rano an-tanam-bazo tsy hetaheta fa angolangola . [Rinara 1974, Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza haitraitra kely mba hamalifaliana ny hafa fotsiny fa tsy zavatra tsy maintsy ilainy akory. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Boire de l' eau dans la main d' une amante, ce n' est pas la soif qui vous pousse, mais la passion. [Veyrières 1913 #1417]

Fizahan-teny