Ohabolana : ankizivavy

Ohabolana1144 Aza manao tahaka ny vorontsiloza : miebanebana tsy ankizivavy , dia izy ihany; manakora tsy adin’ ombilahy , dia izy ihany; miambozom-boahangy tsy renin-jaza , dia izy ihany; maneno tsy ampongabe, dia izy ihany. [Cousins 1871]
Aza manao tahaka ny vorontsiloza : mikorefarefa tsy ankizivavy , dia izy ihany, manakora tsy adin' ombalahy , dia izy ihany, miambozom-boahangy tsy renin-jaza , dia izy ihany, midoboka tsy ampongabe , dia mbola izy ihany koa. [Rinara 1974]
Aza manao tahaka ny vorontsiloza : mikorefarefa tsy ankizivavy , dia izy ihany; manakora tsy adin’ ombilahy , dia izy ihany; miambozom-boahangy tsy renin-jaza , dia izy ihany; midoboka tsy ampongabe, dia izy ihany. [Cousins 1871]

Ohabolana7653 Tsy mety raha manao andevovavy may trano : ny trano may tsy hitany, fa "Maty aho varin- -janako !". [Cousins 1871 #3433]
Tsy mety raha manao ankizivavy may trano , ka ny trano may tsy hitany fa ny may ao ny varin- -janako no ambentin-teny . [Rinara 1974]

Fizahan-teny