Ohabolana : anoarana

Ohabolana7484 Tsy hisy hanoarana , ohatra ny vikina ambany farafara. [Cousins 1871]
Tsy hita hanoarana , ohatra ny hazakazaka ambany farafara . [Rinara 1974]
Tsy hita hanoharana hoatry ny vikina ambany farafara . [Veyrières 1913 #5780]
Dikanteny frantsay Sans comparaison, comme faire un saut sous le lit. [Veyrières 1913 #5780]
Fanazavana frantsay Autre sens : chose impossible. [Veyrières 1913 #5780]

Fizahan-teny