Ohabolana : anohizana

Ohabolana3528 Manantsody manira : manana ny maso ahitana ny kambana sy hanohizana ny maito . [Rinara 1974 #1981]
Manantsody manira : manana ny maso hahitana ny kambana sy hanohizana ny maito . [Veyrières 1913 #6188, Cousins 1871 #1524]
Dikanteny frantsay Dévider et filer : on a des yeux pour voir ce qui est double et pour nouer ce qui est rompu. [Veyrières 1913 #6188]
Fanazavana frantsay Se disait des gens habiles. [Veyrières 1913 #6188]

Fizahan-teny