Ohabolana : anongotana

Ohabolana5724 Ny vola tahaka ny volon' orona : tsaroan' ny aina raha anongotana . [Rinara 1974 #214]

Fizahan-teny