Ohabolana : antonony

Ohabolana602 Antonony izay, hoy Rainibesahafa . [Rinara 1974 #299, Cousins 1871 #252]

Ohabolana843 Aza atao mitsoaka an-tonony ohatra ny tohi-rofian' ankizy . [Houlder 1895]
Aza atao mitsoaka an-tonony toy ny tohy rofian' ankizy . [Rinara 1974 #412]
Dikanteny frantsay Ne faites pas des nœuds qui se dénouent, comme ceux que font les enfants avec le raphia pour le rajouter. [Houlder 1895]

Ohabolana844 Aza atao mitsoaka an-tonony , tahaka ny tohy rofian’ ny ankizy . [Cousins 1871 #362]

Ohabolana3981 Maty tsy antonony ohatra ny reniakoho nosingora-mahazaka . [Rinara 1974]
Maty tsy antonony , toy ny reny akoho nosongira-mahazaka . [Cousins 1871 #1668]

Ohabolana4986 Ny antonony saro- tadiavina . [Veyrières 1913 #2954, Cousins 1871 #2173]
Dikanteny frantsay Le juste milieu, le convenable, voilà ce qui est difficile à trouver. [Veyrières 1913 #2954]

Ohabolana4987 Ny antonony sarotra ilaina. [Houlder 1895 #593]
Dikanteny frantsay Il est difficile de trouver le juste milieu. [Houlder 1895 #593]

Fizahan-teny