Ohabolana : antsanga

Ohabolana7824 Tsy ny farihy lelik' antsanga , fa ny farihy maty mamba : ny zanany no mpandimby an-drainy . [Rinara 1974 #4768]
Tsy ny farihy lelik’ antsanga, fa ny farihy maty mamba : ny zanany no mpandimby ny rainy. [Cousins 1871 #3563]

Ohabolana8058 Vary lelik’antsanga : voaterisetra havozona , ka tsy misy hiolanolanana . [Cousins 1871 #3619]
Vary lelik' antsanga : voatery setra havozona , ka tsy misy hiolonolonana . [Rinara 1974 #4876]

Ohabolana8283 Vodivona no mietsaka , antsanga indray no anontaniana. [Veyrières 1913 #485, Cousins 1871 #3719]
Vodivona no mihetsika , ka antsanga no anontaniana. [Rinara 1974 #5006]
Dikanteny frantsay Un fief s' écroule : il ne faut pas demander s' il y aura beaucoup de sable répandu. [Veyrières 1913 #485]
Fanazavana frantsay La ruine d'un fief est une chose grave ; se disait des affaires qui avaient de grosses conséquences. [Veyrières 1913 #485]

Ohabolana8284 Vohitra tototr' antsanga , afaky ny kary . [Veyrières 1913 #4333, Rinara 1974 #5008, Cousins 1871 #3720]
Vohitra tototr' antsanga ka afaky ny kary . [Houlder 1895 #2207]
Dikanteny frantsay Si un village a son fossé circulaire plein de terre (apportée par les eaux), cela permet aux chats sauvages d' y pénétrer. [Houlder 1895]
Village dont les fossés sont comblés par un amas de sable et de gravier : les chats sauvages peuvent les franchir. [Veyrières 1913 #4333]
Fanazavana frantsay A la merci des brigands. [Veyrières 1913 #4333]

Fizahan-teny