Ohabolana : antsantsa

Ohabolana606 Antsantsa an-drano, ny fanantsana tsy miboso . [Samson 1965 #A89]

Ohabolana4239 Milefa voay sendra antsantsa . [Samson 1965 #M129]

Ohabolana8237 Voay mahita antsantsa : manano mody maty . [Samson 1965 #V76]

Fizahan-teny