Fizahan-teny

Ohabolana : antsoy

Ohabolana Hoy ny reni-akoho raha mahita akotry: "Antsoy rainareo, rankizy, fa tsy hanin-kahavoky, fa volan-kifanajana" . [Houlder 1895 #1783]
Dikanteny frantsay La poule dit, en trouvant un grain de riz: "Appelez votre père, mes enfants, ceci n' est pas vraiment quelque chose qui le rassasiera, mais c' est une parole de respect" . [Houlder 1895 #1783]

Fizahan-teny