Ohabolana : arotsahy

Ohabolana1184 Aza manao tovolahy mahita fotsimbary , ka arotsahy ihany. [Rinara 1974 #597]
Toy ny tovolahy mahita fotsimbary , ka "Arotsahy , arotsahy ihany" . [Houlder 1895 #1920]
Tovolahy mahazo fotsimbary , ka " arotsahy ihany " . [Veyrières 1913 #1590]
Tovolahy mahita fotsimbary : tsy mitsapa izay ho farany , fa ny "arotsahy ihany". [Rinara 1974 #4232]
Tovolahy mahita fotsimbary : tsy mitsapa ny farany , fa " arotsahy ihany " . [Veyrières 1913 #1590, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Comme un jeune homme trouvant du riz blanc (c.à.d. décortiqué) et disant: "Mettez-le dans la marmite" . [Houlder 1895]
Jeune homme qui a du riz décortiqué : il ne songe pas à l' avenir mais il dit : faites-en toujours cuire, et il le consomme. [Veyrières 1913 #1590]
Fanazavana frantsay Ce n' est pas lui qui a eu la peine de le produire, et il ne pense pas non plus au lendemain. [Houlder 1895]
Se disait des prodigues et des imprévoyants. [Veyrières 1913 #1590]

Fizahan-teny