Ohabolana : asampina

Ohabolana3000 Lamba jiafotsy , ka intelo nasampina fa mievotra ihany. [Rinara 1974 #114]
Ny fihavanana aza ataonao toy ny jiafotsy : intelo asampina ka mievotra ihany. [Houlder 1895 #168]
Ny fihavanana toy ny lamba jiafotsy : intelo asampina ka mievotra ihany. [Rinara 1974 #2986]
Dikanteny frantsay Que votre amitié ne soit pas comme un lamba fait avec un tissu de raphia: on le met trois fois sur l' épaule, il retombe quand même. [Houlder 1895]

Ohabolana3014 Lamba nasampina ka samy manana ny manendrika azy. [Rinara 1974]

Fizahan-teny