Ohabolana : atokona

Ohabolana5339 Ny manta atokona , ary ny masaka tsy araraka . [Veyrières 1913 #3730]
Dikanteny frantsay Ce qui est crû, il faut le faire cuire ; ce qui est cuit, il ne faut pas le perdre. [Veyrières 1913 #3730]
Fanazavana frantsay Il faut travailler et avoir soin du ménage pour bien vivre. [Veyrières 1913 #3730]

Ohabolana7895 Tsy satry ny mialin-koririka , fa ny vary hatao no tsy misy. [Veyrières 1913 #4637]
Tsy satry ny mialin-koririka , fa ny vary hatokona no tsy misy. [Rinara 1974 #309]
Tsy satry no mialin-koririka , fa ny vary hatao no tsy misy. [Cousins 1871 #3575]
Dikanteny frantsay Ce n' est pas par un libre choix qu' on se couche sur un souper de feuilles d' arum, mais c' est que le riz à faire cuire manque. [Veyrières 1913 #4637]
Fanazavana frantsay On fait ce qu'on peut. [Veyrières 1913 #4637]

Fizahan-teny