Ohabolana : atono

Ohabolana4708 Nahandrom-bomangan- dRenilita , ka lany atono ny ampahatelony . [Veyrières 1913 #4539]
Nahandrom-bomangan- dReninilita, ka lany atono ny ampahatelony. [Cousins 1871 #2018]
Dikanteny frantsay Patates cuites à la façon de Renilita : on en mange un tiers grillé sous la cendre. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Se disait des gloutons, et aussi des ménagères ou autres personnes sans ordre et sans patience. Il est plus vite fait de faire griller les patates sous la cendre que de les faire cuire, mais c'est moins bon. [Veyrières 1913]

Ohabolana5735 Ny volo : ahandroina , tsy masaka ; atono , levona . [Veyrières 1913 #4559]
Ny volo : ahandroina tsy masaka , atono mora foana . [Rinara 1974 #3369]
Ny volo : andrahoina , tsy masaka ; atono , levona . [Cousins 1871 #2492]
Dikanteny frantsay Cheveux et plumes : si on les fait cuire, ça ne cuit pas ; si on les fait griller, cela se consume. [Veyrières 1913 #4559]
Fanazavana frantsay Bon à rien. [Veyrières 1913 #4559]

Ohabolana5790 Ohatra ny hoditra atono , may vao mipaoka ny lavenona . [Cousins 1871]
Ohatra ny hoditra atono , may vao mipoaka . [Rinara 1974]

Ohabolana6385 Sabora raiki-molaly , ka na manitra atono aza, mangidy . [Rinara 1974]
Sabora raiki-molaly : na manitra aza mangidy. [Houlder 1895 #154, Cousins 1871 #2814]
Dikanteny frantsay Du suif couvert de suie; lors même qu' il sent encore bon, il est amer. [Houlder 1895 #154]

Ohabolana7769 Tsy misy malaza hoatry ny angidina , fa raha atono dia tsy ampy mizara. [Veyrières 1913 #5941]
Tsy misy malaza ohatra ny angidina , fa raha atono dia tsy ampy mizara. [Houlder 1895]
Tsy misy malaza ohatra ny angidina , fa raha atono tsy ampy mizara. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Rien n' est plus fameux que la libellule, mais quand elle est grillée, il n' y a plus rien à partager. [Veyrières 1913 #5941]
Rien n' est plus fameux que la libellule, mais quand on la grille, il ne reste rien à partager. [Houlder 1895]

Ohabolana8006 Valalana natono : izay tsy maty ka mody . [Samson 1965 #V9]

Fizahan-teny