Fizahan-teny

Ohabolana : atrehina

Ohabolana Aleo mpanjato anilan' ny havana, toy izay mpanarivo tsy atrehin' olon-tiana. [Rinara 1974 #18]

Ohabolana Iambohoana mahefa, ary atrehina mahavita. [Veyrières 1913 #3799]
Dikanteny frantsay Qu' on tourne le dos ou qu' on soit présent, il travaille. [Veyrières 1913 #3799]
Fanazavana frantsay Se disait des gens consciencieux dans le travail, des gens sur lesquels on peut compter. [Veyrières 1913 #3799]

Ohabolana Misorona aman-kavana, ka misento tsy atrehin' olon-tiana. [Rinara 1974 #2416]

Fizahan-teny