Fizahan-teny

Ohabolana : avalavala

Ohabolana 1Vato navalavala fody : tsy manahy vary ho raraka. [1.147 #V35]
Vato navalavala fody: tsy mañahy vary haratra. [2.165]
Fanazavana malagasyVato natora-pody: tsy mataho-bary ho raraka. [2.165]

Ohabolana 2Vato navalavala voay, ny nivalavalana tsy niboana, ny navalavala nihitsoka. [1.147 #V29]
Vato navalavala voay: ñy nivalavalana, tsy niboaña; ñy navalavala tsy nivoaka. [2.165]
Fanazavana malagasyVato natora-mamba: ny notorahana tsy nipoitra; ny natoraka tsy niseho. [2.165]

Fizahan-teny