Ohabolana : avezivezy

Ohabolana6285 Rano tapa-tsiny ka avezivezy , fanambadiana terena ka dokafana . [Rinara 1974 #3713]

Ohabolana7565 Tsy manan-kamidy , ka manontany , ambatry iray ka avezivezy , variraiventy ka omem-bazo . [Rinara 1974 #4525]
Tsy manan-kamidy , ka manontany ; varidimiventy , ka avezivezy . [Veyrières 1913 #4409, Cousins 1871 #3374]
Dikanteny frantsay On n' a pas de quoi acheter et on demande le prix, on n' a que quelques centimes et on les promène partout. [Veyrières 1913 #4409]
Fanazavana frantsay Se disait des vaniteux et des fanfarons. [Veyrières 1913 #4409]

Fizahan-teny