Fizahan-teny

Ohabolana : aviavy

Ohabolana Mampiady ravin' aviavy, ka ny lehibe ihany no matanjaka. [Rinara 1974 #1956]
Mampiady ravin' aviavy : ny lehibe ihany no matanjaka. [Veyrières 1913 #644, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Quand les enfants en s'amusant, font un concours de feuilles de figuier, ce sont toujours les plus grandes qui l' emportent. [Veyrières 1913 #644]
Fanazavana frantsay Les chefs et les grands l' emportent sur les petits. [Veyrières 1913 #644]

Ohabolana Ny trosa toy ny aviavy : maitso am--pijerena fa harok' atin' ny vitsika. [Rinara 1974 #3334]

Ohabolana Tahaka ilay nihinana aviavy, ka ny farany no andrasana. [Rinara 1974 #3971]
Tahaka ilay nihinana aviavy: ny farany no andrasana. [Houlder 1895 #1146, Cousins 1871 #2955]
Dikanteny frantsay Pareil à celui qui a mangé des figues: on attend la fin. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Il paraît que les figues dont il s' agit sont d' abord amères, puis produisent une saveur douce quand elles sont avalées. [Houlder 1895]

Fizahan-teny