Ohabolana : avona

Ohabolana813 Aza atao fitia miharo avona . [Veyrières 1913 #5070, Cousins 1871]
Aza atao fitia sisihana avona . [Rinara 1974 #391]
Aza manao fitia mifono avona . [Houlder 1895 #208]
Dikanteny frantsay N' ayez pas un amour mélangé d' orgueil. [Veyrières 1913 #5070]
Que votre amitié soit sans orgueil. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Ne regardez pas de haut. [Veyrières 1913 #5070]

Ohabolana4988 Ny avona mahalany zara . [Veyrières 1913 #6018]
Dikanteny frantsay La fierté fait perdre les occasions. [Veyrières 1913 #6018]
Fanazavana frantsay Se disait des gens trop difficiles pour se marier. [Veyrières 1913 #6018]

Ohabolana4989 Ny avona rambon' amboa , ka samy mijonjona amin' ny azy. [Rinara 1974 #2911]
Ny avona rambon’ amboa : samy mijojona ny azy. [Cousins 1871]
Ny avona , rambon' amboa : samy mijonjona ny azy. [Veyrières 1913]
Ny hambom-po rambon’ amboa : samy mijojona ny azy. [Cousins 1871]
Ny hambom-po , rambon' amboa : samy mijonjona ny azy. [Veyrières 1913]
Dikanteny frantsay La fierté, le point d' honneur c' est une queue de chien : chaque chien porte sa queue droite. [Veyrières 1913 #6019]

Fizahan-teny