Ohabolana : avonavona

Ohabolana4991 Ny avonavona toy ny an' entan' anivona : ny vesany leo ihany, fa ny enjinenjiny no tsy laitra . [Rinara 1974 #2912]
Ny avonavona toy ny entana anivona : ny vesany leo ihany, fa ny enjinenjiny no tsy toha. [Cousins 1871]
Ny avonavona toy ny entan' anivona : ny vesany leo ihany, fa ny enjinenjiny no tsy toha . [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy (maivana ny anivona ka ahazakana be na atao anentana lolohavina na lanjaina, saingy manonjanonja kosa ka mahasosotra): tsy mampaninona loatra ny fanambonian-tenan' ny mpiavonavona, fa ny fahitana ny fihetsiny miedinedina no mahaletra. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny