Fizahan-teny

Ohabolana : babany

Ohabolana Aza manao papango lahy anaty katsaka, ka tsy misy lahy afa-tsy izaho na izay mivoaka babany avokoa. [Rinara 1974 #556]
Papangolahy anaty katsaka, ka izay mivoaka babany avokoa. [Rinara 1974 #3478, Rajemisa 1985]
Papangolahy anaty katsaka ka izay mivoaka rainy avokoa. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza ny samy mahakinga na mahay ny olona maro mifandimby manao zavatra imasom-bahoaka. [Rajemisa 1985]
Ilazana ny mpifaninana, ka izay miseho mahay daholo. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny